Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fahaiza-mintantana indrindra ny ara-toekarena. Mbola betsaka ny orinasa malagasy mila fanohanana ara-piofanana isan-karazany hahatrarana izany. Izany indrindra no nahatonga ny hetsika
Toutes les actualités

Higadona afaka andro ny fanamarihana iraisampirenena ny andron’ny vehivavy. Samy manana ny fomba entiny hanehoany izany ny fikambanana tsirairay amin’ity taona ity. Raha ho an’ny Fikambanan’ny Vehivavy Mpanao gazety eto

Teboka maro no nivoitra nandritra ny fivoriamben’ny fikambanan’ny orinasa tsy miankina mpikambana ao anatin’ny GEM izay notanterahana teny Anosy ny alarobia 2 martsa lasa teo. Isan’ny tapaka nandritra izany ny

Mbola ao anatin’ny ivon’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra i Madagasikara amin’izao fotoana izao, ny rotsak’orana ihany koa mbola mitoetra manerana ny faritra maro indrindra amin’iny faritra atsimo atsinanan’ny Nosy iny. Ny takaitra

Mateti-pitranga eny anivon’ny fiarahamonina ny ady tany, isan’ny mampirongatra izany ny fisian’ireo mpisoloky ny asa fandrefesan-tany. Mitarika fahasimban’ity sehatra ity

Maro no efa nisitraka ny fanovozam-pahalalana teny frantsay teo anivon’ny Alliance Française Antananarivo, manodidina ny 15.000 izy ireo raha ny

Taorian’ny rivodoza sy rotsak’orana nisesy teto amin’ny firenena izay namela takaitra goavana teto Madagasikara, nanapa-kevitra ny hanatanteraka hetsika antsoina hoe :

Isan’ny olana sedrain’ny mpanao asa tanana malagasy ny tsy fahafahana manavao ny vokatra ampiasainy, eo ihany koa ny entana mitobaka

Tapitra ny zoma lasa teo ny 15 andro nomen’ny mpiara-dia amin’ny fikambanana Akata Zana-drazana ireo ray amandreny tompon’andraikitra manoloana ny

Nifamotoana teny Ampandrianomby misy ny foiben’ny ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika ny teo anivon’ny USAM-SVS Randrana Sendikaly