Fanoitra lehibe ho amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fampiharana ny mangarahara sy ny ady amin’ny kolikoly. Izany indrindra no nahatonga ny Msis-tatao tamin’ny alalan’ny fandaharanasa RINDRA Fanamafisana ny fifampitondrana eto
Toutes les actualités


Nisongadina nandritra ny atrikasa notanterahana nandritra ny telo andro ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra teo anivon’ny kaominina Alasora tamin’ny alalan’ny fandaharanasa RINDRA Fanamafisana ny fifampitondrana eto Madagasikara. Ny 14 ka

Manan-danja goavana eo amin’ny fisitrahan’ny olompirenena ny zony ny fisoratana anarana mandritra ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Ny sabotsy 1 oktobra lasa teo no nisokatra tamin’ny fomba ofisialy

Isan’ny fanoitra amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fandraharahana..Efa manomboka mahazo vahana sy mivelatra ny vehivavy malagasy eo amin’io sehatra io. Na izany aza, mila tosika sy ezaka hatrany izany ka

Septembre 2021. Telle est la date de l’engagement de Madagascar à mettre en œuvre cette initiative pour la transparence des

» Ilay tanana vaovao « , io no lohahevitra nosafidiana mandritra ny fampirantiana sary izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra Ankadimbahoaka manomboka

Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety izay natrehan’ny Ministry ny Fitaterana, Rolland Ranjatoelina ny zoma lasa teo teny