Madatopinfo

 Flash Info

Toutes les actualités

ASA FANAOVAN-GAZETY : Mifanindry an-dalana ho amin’ny vaovao maro lafy ny nimerika sy ny haino aman-jery

    ASA FANAOVAN-GAZETY : Mifanindry an-dalana ho amin’ny vaovao maro lafy ny nimerika sy ny haino aman-jery

Mifameno ny haino aman-jery nentindrazana sy ny an-tranokalam-pifandraisana amin’ny fanapariahana vaovao izay samy mitaky fahalalahana haneho hevitra hatrany. Ny asa fanaovangazety eo ambany vahoan’ny haitao arakajy mirindra. Io no lohahevitra

Lire l'article

TRANSPARENCY INTERNATIONAL INITIATIVE MADAGASCAR : Des événements s impressionnants, symbolisant le 3 Mai

    TRANSPARENCY INTERNATIONAL INITIATIVE MADAGASCAR : Des événements s impressionnants, symbolisant le 3 Mai

« Jouir des vraies informations : droit des citoyens ». C’est le slogan pour marquer la journée internationale de la liberté de presse et la récompense des meilleures investigations journalistiques traitant de

Lire l'article

FITRANDRAHANA SY FANONANDRANANA HARENA AN-KIBON’NY TANY: Miabo ny filàna manerantany ny nickel izay vokarin’Ambatovy

    FITRANDRAHANA SY FANONANDRANANA HARENA AN-KIBON’NY TANY: Miabo ny filàna manerantany ny nickel izay vokarin’Ambatovy

Laharana voalohany ! Io no kalitaon’ny cobalt sy nickel Malagasy izay vokarin’ny orinasa mpitrandraka harena ankibon’ny tany Ambatovy, eo anivon’ny iraisam-pirenena. Raha ny loharanom-baovao marim-pototra, anisan’ny laharana voalohany ka betsaka

Lire l'article

ANDROM-BAVAKA MANERAN-TANY : Hotanterahana ny sabotsy 4 Jona ho avy izao ny hetsika

    ANDROM-BAVAKA MANERAN-TANY : Hotanterahana ny sabotsy 4 Jona ho avy izao ny hetsika

« Raha ny oloko izay nantsoina amin’ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin’ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny

Lire l'article

ANMCC: Hankalaza ny fahadimy taonany eny Antaninarenina ny 18 Mey hoavy izao

  ANMCC: Hankalaza ny fahadimy taonany eny Antaninarenina ny 18 Mey hoavy izao

« ANMCC, dimy taona niarovana ny mpamokatra malagasy ». Feno 5 taona katroka amin’ity taona 2022 ity ny nijoroan’ny Fahefam-pirenena miandraikitra ny

Lire l'article

FIAHIANA ARA-TSOSIALY SY NY MIRALENTA: Nanatanteraka atrikasa ireo mpisehatra isan-tsokajiny

  FIAHIANA ARA-TSOSIALY SY NY MIRALENTA: Nanatanteraka atrikasa ireo mpisehatra isan-tsokajiny

Notontosaina teny amin’ny Ibis Ankorondrano ny alakamisy 12 Mey ny fivoriana fifampizarana sy fifanakalozana mahakasika ny fiahiana ara-tsosialy sy ny

Lire l'article

PFSCE : Namolavola boky mirakitra ny tatitra ny zon’ny ankizy malagasy amin’ny ankapobeny

  PFSCE : Namolavola boky mirakitra ny tatitra ny zon’ny ankizy malagasy amin’ny ankapobeny

Manodidina ny 74 isan-jato ny mponina 25 tapitrisa eto Madagasikara no miaina ao anaty fahantrana raha ny tatitry ny fanadihadiana

Lire l'article

F.G.C.E: “Sembanan-drahona ny asam-panjakana”

  F.G.C.E: “Sembanan-drahona ny asam-panjakana”

“Latsaka an-katerena ny firenena indrindra eo amin’ny lafiny fitantanana ny raharaham-panjakana”, hoy ny Fédération des Syndicats des Grands Corps de

Lire l'article

FIAHIANA ARA-TSOSIALY MAMPIATY: Tokony jerena manokana ireo olona manana fahasembanana

  FIAHIANA ARA-TSOSIALY MAMPIATY: Tokony jerena manokana ireo olona manana fahasembanana

« Ndao hiara-hientana isika ho fiahiana ara-tsosialy mampiaty ». Voailikilika eny anivon »ny fiaraha-monina, tsy misitraka ny asam-panjakana, tsy voahaja ny ara-potodrafitrasa, ireo

Lire l'article

GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

  GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

Raha efa tamin’ny taona 2016 no niforona teto Madagasikara ny fivondronan’ireo mpiantsehatra eo amin’ny fiahiana ara-tsosialy na ny GTPS (Groupe

Lire l'article
mars 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031