Ho fanohanana ireo tanora malagasy vao misandratra eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, nikarakara hetsika izay antsoina hoe : « Startup weekend education » ny SWAT (Startup Weekend Antananarivo Team) izay tohanan’ny Institut International des
Toutes les actualités

Efa mahenika manerana ny Nosy hatrany ampitan-dranomasina toy ny any Israely, Etazonia, Canada, Rosia, Chine, Allemagne, Eôropa ny Radio Fanambarana (RFA). Vahoaka aman’hetsiny no efa nisitraka tombotsoa amin’ny maha onjapeo

Miisa 7.211.285 ny olompirenena voasoratra anarana voasoratra anatin’ny lisitry ny mpifidy hatreto, araka ny antontan’isa farany avy amin’ny CENI raha 13.593.006 ny tanjona hotratrarina izany hoe manodidina ny 53 isan-jato

Nentina nankalazana ny ivon’ny faha-20 taona nijoroan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management) ny famoahana ny andiany indraimihira « Manjaka ». Notanterahana teny

« Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary ianao no manjaka amin’izao rehetra izao » (I TAN. 29 ;

Toy ny isan-taona, mikarakara fihaonambe an-tampony ny Gender Links eto Madagasikara hitondran’ireo mpisehatra rehetra amin’ny ady amin’ny herisetra sy ny

« Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao » I Tim 4 : 12b, io no lohahevitra hoenti-manohana ny fananganana trano

Araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra 2022, izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary