Madatopinfo

 Flash Info

Toutes les actualités

UCTS: Tsy hampiakatra ny saran-dalana aloha hatreto

    UCTS: Tsy hampiakatra ny saran-dalana aloha hatreto

Manoloana ny resabe izay mihely an-tambazotra samy hafa sy eny anivon’ny toerana rehetra ireny mikasika ny fisondrotan’ny saran-dalana izay mampisavorovoro ny saim-bahoaka, nanatanteraka fanambarana teny amin’ny Foiben-toerany eny Ambaranjana ny

Lire l'article

ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Namoaka atontan-kevitra ireo mpisehatra ara-tontolo iainana

    ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Namoaka atontan-kevitra ireo mpisehatra ara-tontolo iainana

Hitan’ny mpikaroka fa misy ny fiovan’ny toetr’andro manerana izao tontolo izao amin’ny ankapobeny, miseho amin’ny endrika maro izany toy ny fahamafisan’ny herin’ny rivodoza, fitomboan’ny rotsak’orana, ny haitany. Misy fiantraikany goavana

Lire l'article

MPPSPF-EISA -SUEDE SVERIGE A ANTSIRABE : Couverture médiatique sensible au genre sur terrain en vue pour le réseau des journalistes

    MPPSPF-EISA -SUEDE SVERIGE A ANTSIRABE : Couverture médiatique sensible au genre sur terrain en vue pour le réseau des journalistes

Concrétisation ! Telle reste la suite logique de l’atelier de renforcement des capacités des professionnels des médias sur la couverture médiatique sensible au genre. « Suivis, pool des journalistes et

Lire l'article

SAKAFO ZAIMAIKA ANALAKELY : Nidongy an-kanina ka nandrahona hanakatona tsena ny « inspecteur d’hygiène »

    SAKAFO ZAIMAIKA ANALAKELY : Nidongy an-kanina ka nandrahona hanakatona tsena ny « inspecteur d’hygiène »

Fanararaotam-pahefana ! Io no mahalaza ny tsindry bokotra nataona mpitsirika ny fahadiovan’ny sakafo tamin’ny mpivarotra iray tao amin’ny tsena Zaimaika Ambodifilao, ny harivan’ny 24 Jiona 2022. Tsy misy idiran’ny fitsirihana

Lire l'article

FONDS YAVARHOUSSEN: Notontosaina teto Madagasikara ny ampahanin-tsarimihetsika « Graines d’espoir »

  FONDS YAVARHOUSSEN: Notontosaina teto Madagasikara ny ampahanin-tsarimihetsika  « Graines d’espoir »

Zava-dehibe ho an’ny Fonds Yavarhoussen (Fonds de Dotation HY) izay tarihan’ny Filohany sady Talen’ny Vondrona Filatex, Hasnaine Yavarhoussen, ny tontolon’ny

Lire l'article

OEMC: Mpiasa 60 no nisitraka fiofanana momba ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny zokiolona

  OEMC: Mpiasa 60 no nisitraka fiofanana momba ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny zokiolona

Tsapa sy hita maso fa mihen-danja tokoa ny fanajana ray aman-dreny sy fanomezan-kasina ireo zokiolona eny anivom-piaraha-monina ankehitriny. Mamelo-maso ny

Lire l'article

ESTIIM’ MIZARA ARENDRINA: Nisitraka fanomezana isan-karazany ny AKAMA 67Ha

  ESTIIM’ MIZARA ARENDRINA: Nisitraka fanomezana isan-karazany ny AKAMA 67Ha

Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny Fetim-pirenena izao, ho fampifalifaliana ny ankizy eo anivon’ny Akanin’ny marenina (AKAMA) 67 Ha, nanolotra fanomezana

Lire l'article

JIRAMA: Nitondra fanazavana mikasika ny fahatapahan-jiro ny tompon’andraikitra

  JIRAMA: Nitondra fanazavana mikasika ny fahatapahan-jiro ny tompon’andraikitra

Nisesisesy tato ho ato ny fahatapahan-jiro manerana ny toerana maro ka voakasika izany ny teto Antananarivo sy ny manodidina. Tsy

Lire l'article

ODC SY SMARTONE : Hiara-hiasa amin’ny fanomezana asa ho an’ny tanora malagasy

  ODC SY SMARTONE : Hiara-hiasa amin’ny fanomezana asa ho an’ny tanora malagasy

Isan’ny olana goavana sedrain’ny tanora manana mari-pahaizana eto Madagasikara ny tsy fahitana na tsy fananana asa ary tsy vitsy ihany

Lire l'article

FAHA-62 TAONA NAHAZOANA NY FAHALEOVANTENA: Tao amin’ny MEN Anosy no nanombohana ny fananganan-tsaina

  FAHA-62 TAONA NAHAZOANA NY FAHALEOVANTENA: Tao amin’ny MEN Anosy no nanombohana ny fananganan-tsaina

Notanterahana teo amin’ny tokontany malalaky ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena Anosy no ny talata 7 jona ny fanombohan’ny fananganan-tsaina izay karakarain’ny Komitim-pirenena

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930