Isan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fampivoarana sy famirampiratan’ ny zava-kanto malagasy ny Telma amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny mpanakanto avy eto an-toerana. Araka ny fampahafantarana nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao
Toutes les actualités

Miroso tsikelikely amin’ny fanarenana ny tontolon’ny fizahantany i Madagasikara amin’izao fotoana izao taorian’ny krizy ara-pahasalamana maneran-tany izay nampitontongana ny tahan’ny mpitsidika teto amintsika. Tamin’ity telo volana voalohan’ny taona 2023 ity,

Andro voalohany sady fanokafana tamin’ny fomba ofisialy amin’ny « herinandron’ny serasera sy ny fifandraisan-davitra » ny talata 11 Aprily izay

Isan’ireo firenena miisa 19 handray anjara amin’ny amin’ny tompon-daka maneran-tany amin’ny taranja Basketball «FIBA 2023» ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay lehilahy

Fitaovana iray ahafahana mitondra fivoarana sy fampandrosoana eo amin’ny firenena ny fampiroboroboana ny fifandraisan-davitra. Amin’ny ankapobeny, ny asa sy fianarana

Le coach Rakotondrabe Romuald Félix, dit Roro est désormais nouvel ambassadeur de Telma Madagascar. Telma, partenaire principal et primordial du

Manana hatramin’ny 9 Aprily ho avy izao ireo tanora manana maripahaizana « doctorant(e) » hisoratra anarana amin’ny fifaninanana MT180 na « Ma