Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

REGION ITASY: Un nouveau Village Orange à Ambatoasana Centre

    REGION ITASY: Un nouveau Village Orange à Ambatoasana Centre

Commune de près de 9.000 habitants située dans le district de Soavinandriana, dans la région Itasy, Ambatoasana Centre a été dotée de nouvelles infrastructures afin de permettre à la population

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2023-2024 : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Antsirabe I

    TAOM-PIANARANA 2023-2024 : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Antsirabe I

« Fanabeazana ho an’ny rehetra sy tsara kalitao, antoky ny fampandrosoana ny firenena« , izany no lohahevitra nentina nanamarika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana 2023-2024 teto Madagasikara. Tao amin’ny kianja

Lire l'article

ESUM: Mivoatra manaraka ny teknolojia ny fampianarana ao aminy

    ESUM: Mivoatra manaraka ny teknolojia ny fampianarana ao aminy

Ampinga iray entin’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry ny asa mifandraika amin’ny fianarana noratovony ny kalitaom-pampianarana eo anivon’ny sekoly. Ho an’ny ESUM (Ecole supérieure de Management), tsy latsa-danja amin’ireo sekoly

Lire l'article

ANTOKO GFFM : Vonona hatrany amin’ny fandraisana andraikitra eto amin’ny firenena

    ANTOKO GFFM : Vonona hatrany amin’ny fandraisana andraikitra eto amin’ny firenena

Marary, noana, mahantra ny vahoaka malagasy, manginy fotsiny ny tsy fahandriampahalemana sy ny kolikoly. Noho ny fahatsapana ireo olana mianjady eto Madagasikara dia nanambara ny Antoko politika GFFM na Gideona

Lire l'article

HAZAKAZAKA HO ENY IAVOLOHA : Kandida ho Filoham-pirenena i Lalaina Harilanto Ratsirahonana

  HAZAKAZAKA HO ENY IAVOLOHA : Kandida ho Filoham-pirenena i Lalaina Harilanto Ratsirahonana

Niampy iray indray ireo kandida vonona hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 9 novambra ho avy izao.Ny alatsinainy 14 Aogositra

Lire l'article

KMF/CNOE : HO AMIN’NY FIFIDIANANA ANDRAISAN’NY REHETRA ANJARA, MARINA KA HITONDRA FITONIANA

  KMF/CNOE : HO AMIN’NY FIFIDIANANA ANDRAISAN’NY REHETRA ANJARA, MARINA KA HITONDRA FITONIANA

Ireo tolokevitra naroson’ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena ho an’ny fanentanana sy ny fanarahamaso mandritra izao zotram-pifidianana izao dia nahazoany fanohanana ara-bola avy

Lire l'article

Communiqué de presse sur le boycotte de quelques autorités locales de Madagascar à l’encontre des associations et initiateurs de projets de développement communautaire

L’Association Fleurs Eveillées,fondée et présidéepar Madame Viviane Rahariniainadepuis maintenant cinq (5) ans,œuvre pour le bienêtre des enfants, orphelins et abandonnés,

Lire l'article

GEMO KIDS: Nosokafana eny amin’ny Akoor Digue ny magazay voalohany eto Madagasikara

  GEMO KIDS: Nosokafana eny amin’ny Akoor Digue ny magazay voalohany eto Madagasikara

Tongasoa eto amin’ny Akoor Digue ny Gémo! Efa miparitaka manerana ny magazay 440 any Frantsa, Azia ary eto Afrika ny

Lire l'article

FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA 2023: Nilaza ny fahavononany ho kandida i James Rasoamaka

  FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA 2023: Nilaza ny fahavononany ho kandida i James Rasoamaka

Afaka telo volana eo ho eo dia hiroso amin’ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena ny vahoaka malagasy. Hatreto, mbola ankavitsiana no

Lire l'article

DISTRIKA ANALALAVA: Velaran-tany 8 hektara no nambolena ala honko

  DISTRIKA ANALALAVA: Velaran-tany 8 hektara no nambolena ala honko

Nomarihina tamin’ny fambolena honko miisa 80 000 tamin’ny velaran-tany 8 hektara tao amin’ny kaominina Maromandia, Distrikan’ i Analalava ny fanamarihana

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031