Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

VONDRON’NY MPAMPIASA SY MPAMPIASA: Tsy mitombona ny fitokonan’ny mpiasan’ny CNAPS

    VONDRON’NY MPAMPIASA SY MPAMPIASA: Tsy mitombona ny fitokonan’ny mpiasan’ny CNAPS

Isan’ny mandray anjara feno amin’ny fandrotsahana vola ao amin’ny CNAPS ny Vondron’ny mpampiasa, manoloana ny fitokonana lavareny izay tanterahan’ireo mpiasan’ny CNAPS andro maromaro izay dia nanao fanambarana iraisana ny teo

Lire l'article

FIFIDIANANA : Governemanta Japoney nanolotra 4.500.000.000 Ariary hividianana fiara 10 sy moto cross 148 ho an’ny CENI

    FIFIDIANANA : Governemanta Japoney nanolotra 4.500.000.000 Ariary hividianana fiara 10 sy moto cross 148 ho an’ny CENI

Taona manan-tantara ho an’ny demokrasia eto Madagasikara ny taona 2023, hanatanterahana ny fifidianana Filohan’ny Repoblika. Ny alakamisy 9 novambra ny fihodinana voalohany raha ny alarobia 20 desambra kosa ny fihodinana

Lire l'article

TEACH FOR MADAGASCAR: Hifarimbona amin’ny fanatsarana ny kalitaom-panabeazana eto Madagasikara

    TEACH FOR MADAGASCAR: Hifarimbona amin’ny fanatsarana ny kalitaom-panabeazana eto Madagasikara

Tetikasa niforona tamin’ny taona 2014 ny Teach for Madagascar na TFM ary lasa ONG kosa ny taona 2021, fikambanana izay misehatra amin’ny lafiny fanabeazana eto Madagasikara. Tanjon’ny fikambanana ny hampiakatra

Lire l'article

SEKOLIM-PANJAKANA AO AMPANEFY : Betsaka ankizy te hianatra saingy tsy ampy mpampianatra sy dabilio

    SEKOLIM-PANJAKANA AO AMPANEFY : Betsaka ankizy te hianatra saingy tsy ampy mpampianatra sy dabilio

Tandindomin-doza ny fanabeazana fototra. Mampitaraina ny tompon’andraikitra eo anivon’ny EPP Isaingy ao amin’ny Kaominina Ampanefy, Distrika Atsimondrano ny tsy fahampian’ny isan’ny mpampianatra ao amin’ny sekoly. Tamin’ny taom-pianarana 2022-2023 raha ny

Lire l'article

VATSIM-PIKAROHANA YAVARHOUSSEN-INHA 2023: I Tsiory Razafinorovelo no voafidy tamin’ny andiany fahatelo

  VATSIM-PIKAROHANA YAVARHOUSSEN-INHA 2023: I Tsiory Razafinorovelo no voafidy tamin’ny andiany fahatelo

Raha tamin’ny taona 2021 ny andiany voalohany ny vatsim-pikarohana Yavarhoussen, hanampiana ireo mpikaroka momban’ny haikanto ankehitriny eto Madagasikara sy hahafantarana

Lire l'article

CENI : Mpifidy 11 043 836 no mandrafitra ny rejisi-pifidianana nasionaly

  CENI : Mpifidy  11 043 836 no mandrafitra ny rejisi-pifidianana nasionaly

«Dingana iray no vita, ny 20 jolay teo dia ny fandrafetana ny rejisi-pifidianana nasionaly,izay nahitana mpifidy 11 043 836. Ny

Lire l'article

FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

  FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

Isan’ny mamelona fianakaviana maro indrindra amin’iny faritry ny sisin-dranomasin’i Madagasikara iny ny sehatry ny jono, miantoka ny fidiram-bola sy ny

Lire l'article

TOMBOLA TAFABE: Renim-pianakaviana avy eto Antananarivo no voasarika nahazo fiara

  TOMBOLA TAFABE: Renim-pianakaviana avy eto Antananarivo no voasarika nahazo fiara

Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-20 taonan’ny Orange Madagascar, hetsika maro no hotanterahana amin’ity 2023 ity. Tafiditra amin’izany ny Tombola Tafabe

Lire l'article

MIHAVA TOUR-100 ANDRO : Ny fitsinjaram-pahefana ihany no mampandroso ny firenena

  MIHAVA TOUR-100 ANDRO : Ny fitsinjaram-pahefana ihany no mampandroso ny firenena

« Betsaka loatra ny hirifirin’ny vahoaka, nefa tsy misy sehatra anehoany izany, soa fa teo izahay »,hoy i Jean Jacques

Lire l'article

SSMAF ANDIANY FAHATELO: Hivelatra amina Kaominina 16 mandrafitra an’Avaradrano

  SSMAF ANDIANY FAHATELO: Hivelatra amina Kaominina 16 mandrafitra an’Avaradrano

Raha tamin’ny taona 2020 no nanomboka ny hetsika antsoina hoe: « Suburbain Sport Music and Art Festival » na SSMAF

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930