Ho fampiroboroboana ny mozika klasika eto amintsika, dia manomana kaonseritra ho an’ny mpankafy izany ny Madagascar Orchestra. Am-polony ny kaonseritra hotanterahin’ity fikambanana ity mandrapahatapitry ny taona 2021. Noho ny olana
Actualités Malgaches


Miandrandra fanatanterahana ara-bakiteny ireo nampanantenain’ny Fitondrana izay mijoro ny olompirenena. Heverina fa tsy fialana bala ny valan’aretina. Mifanohitra tanteraka tamin’ny nofinofy mialohan’ny fifidianana ho Filoham-pirenena farany teo no zava-misy. Moa

Anisan’ny mampitaraina ny mpajifa ny fahalafosan’ireny vokatra asa tanana vita malagasy ireny ka mahatonga ny olona hirona kokoa amin’ny vita vahiny toy ny poketra, kapa na kiraro, akanjo sy ny

Amin’ny maha Fiarahamonin-pirenena misehatra manokana momba ny fanatsarana ny fitananana ny harena an-kibon’ny tany sy ny solika eto Madagasikara ny

Tsy vitsy ireo mitaky ny fampidirana ny kodiaran-droa ho fitanteram-bahoaka eken’ny fitondrana eto an-drenivohitra. Maro ny fitaovam-pitanterana eto Madagasikara,ary efa