Isan’ny olana sedrain’ny mpanao asa tanana malagasy ny tsy fahafahana manavao ny vokatra ampiasainy, eo ihany koa ny entana mitobaka avy any ivelany ka manimba ny vita eto an-toerana. Ho
Actualités Malgaches

Tapitra ny zoma lasa teo ny 15 andro nomen’ny mpiara-dia amin’ny fikambanana Akata Zana-drazana ireo ray amandreny tompon’andraikitra manoloana ny zava-misy ankehitriny indrindra amin’ny lafiny ara-piarahamonina. Nilaza izy ireo fa

Nifamotoana teny Ampandrianomby misy ny foiben’ny ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika ny teo anivon’ny USAM-SVS Randrana Sendikaly sy ny solontenan’ny mpiasan’ny orinasa Kraoma na Kraomita Malagasy ny

Manoloana ny rotsak’orana sy ny rivodoza nisesy teto Madagasikara izay namela takaitra goavana tamina Faritra 17 indrindra tany amin’ny ny morontsiraka atsinanan’ny nosy niverimberenan’ny fahavoazana, mitondra ny anjara birikiny ho

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana niharam-pahavoazana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai teto Madagasikara izay namoizana ain’olona sy naharava

Manoloana ny takaitra navelan’ny rotsakorana nisesy sy ny fihotsahan’ny tany tamin’ny toerana maro ka namoizana aina sy nanimba trano fonenana,

« Antom-pisian’ny oniversite an’Antananarivo ny fampitana ny fahaizana amam-pahalalana sy ny fikarohana », io no ampahany tamin’ny lahatenin’i Profesora Rivoarison Randrianasolo. Nanambara

Hentitra, mangarahara, madio. Ireo no azo amehezana ny resaka nivoitra nandritra ny fampiantsoana voalohany tamin’ny mpanao gazety nataon’ny Mpitahiry ny

Taorian’ny fanadihadiana momba ny Tondron’ny Fitantanana Ifotony ary ny fitantanam-bola ifotony notanterahan’ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny atitany sy ny fitsinjarampahefana
JIDIFFATO: Nanolotra fanampiana ara-bola ho an’ireo fianakaviana niharam-boina tao Soanierana Ivongo

Loza nisesisesy! Manoloana ny zava-nitranga mikasika ny faharendrehan’ny sambo MS Francia III tao Soanierana Ivongo ny 20 desambra lasa teo