Notontosaina teny amin’ny Ibis Ankorondrano ny alakamisy 12 Mey ny fivoriana fifampizarana sy fifanakalozana mahakasika ny fiahiana ara-tsosialy sy ny fampiharana ny miralenta. Nandray anjara mavitrika nandritra io atrikasa io
Actualités Malgaches

“Latsaka an-katerena ny firenena indrindra eo amin’ny lafiny fitantanana ny raharaham-panjakana”, hoy ny Fédération des Syndicats des Grands Corps de l’Etat na FGCE nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety teny Antaninarenina

Nitohy tamin’ny fifidianana nandraisan’ireo mpizaika anjara nandritra ny « Congrès du District 417 » ny sabotsy 7 Mai lasa teo teny amin’ny

Eny amin’ny Radisson Blu Ambodivona ny « Congrès du District 417 » ny Lions Rotaract ety anivon’ny ranomasimbe Indiana andiany faha efatra.

Fatiantoka iray lavaka, io no azo hamehezana ny fanambarana notanterahan’ireo tantsaha mpamboly lavanila mivondrona amina koperativa any amin’ny faritra Analanjirofo

Raha tamin’ny taona 2019 no farany nisy ny hetsika ara-barotra sy ara-ekonomika « La grande braderie de Madagascar » izay

Nangina, tsy naharenesam-peo tanatin’ny fotoana maromaro izay ny antoko Union Nationale pour le Développement et la Démocratie na UNDD. Nifoha