« Anio no ezaha ho vitaina ireo zanakazo tsy vita aro afo taminy fanokafana aminy fomba ofisialy tamin’ity taona 2021 ity. Nifampitaona an’ny kaominina Mafaijijo ny vatandelahy rehetra sy ny
Posts From contact@madatopinfo.com

Maro loatra ny olana ateraky ny fampiasana ireny fitaovana mandeha amin’ny solika fandrehatra ireny indrindra eo amin’ny lafiny ara-tontolo iainana. Manoloana izany dia mandray anjara mavitrika amin’ny fiarovana ny tontolo

Isan’ny toerana ahitana ankizy sy tanora maro iny amin’iny faritra Anosizato sy ny manodidina iny. Mampitaraina ny ankamaroan’izy ireo anefa ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa malalaka ahafahana mialavoly toy ny kianja

77. Ireo no isan’ny andry voatery natsangan’ny “association Miel” niainga avy any ifotony, raha ny angom-baovaon’ny mpanao gazetinay teny an-toerana,

Mahazo tombony indray ny mpikirakira ny servisy MVola manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny MVola Avance. Vaovao be indray no atolotry

Tsy mitsaha-mivoatra hatrany ny Mvola hatramin’izay nisiany izay ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Ankehitriny, efa misy ny tolotra ahafahan’ny mpanjifa