Notanterahina ny 12 sy 13 Novambra lasa teo teny Anosy ny andiany fahatelo tamin’ny Fikaonan-doham-pirenena momba ny fandraharahana izay nokarakarain’ny JCI Antananarivo sy ny Club Aina vao MED (Madagascar Entreprises
Posts From contact@madatopinfo.com


Nitondra fanazavana momba ny nahafatesan’ny mpandraharaha iray ao amin’ny Kaominina ambonivohitr’i Miandrivazo ny solontenan’ny fianakaviany, ny alakamisy 11 novambra, teny Anosy. Nambaran’i Lestonie Oscar, havan’ilay namoy ny ainy io, fa

Notanterahana ny alarobia 10 novambra teny Anosy ny fivoriana teo amin’ ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny momba ny fitaterana an-tanety izay notarihan’ny Ministry ny fitaterana, Tinoka Roberto. Maro ireo fehin-kevitra nivoitra taorian’ity

Ny eto afovoan-tany no tena havanana amin’ny fikirakirana ny fanorona, tsy lalao fotsiny izy io fa mifono harena lehibe ho an’ny malagasy, ampiasaina amin’ny fanorenana trano, fanjakana, ary koa anisan’ny
Comme nous l’annoncions cette semaine, Actual Textiles, usine de textile à Madagascar et propriété de Dame Mezbine Ismael Hiridjee est

Nandritra izay volana maro nisian’ny valanaretina Covid-19 teto Madagasikara izay, betsaka ny orinasa no nisedra fahasahiranana sy tsy tafarina indrindra
FASIKA ANKADIMBAHOAKA: Nandamoaka ny fikasana saika handroba mpanao gazety vehivavy am-perinasa iray
Mampikaikaika ny tsy fandriampahalemana! Finday avo lenta mirakitra ny tahirim-peo sy sary ary horonantsary nandritra ny fanadihadiana lalina (investigation) ny

Raitra ! Io no fahitan’ireo mpitsidika ny varotra fampirantiana ireo tao-zavatra vitan’ireo mpiofana tovovavy amin’ny ivon-toerana tsy miankina. Saingy nilaza

Isan’ny olana sedrain’ny tantsaha matetika ny tsy fahampian’ny fahefa-mividy ireo karazan-jezika ampiasaina amin’ny fambolem-bary ka mahatonga tsy fahampian’ny vokatra. Vahaolana

Actual Textiles et ses dirigeants seraient-ils abonnés des Tribunaux ? Mezbine Ismael HIRIDJEE défraie la chronique judiciaire de nouveau mais