Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

FANDAHARAN’ASA PPAB: Niainga ny famolavolana paikady mampiaty ny fiovan’ny toertr’andro sy mahatsangy ny tanàn-dehibe

    FANDAHARAN’ASA PPAB: Niainga ny famolavolana paikady mampiaty ny fiovan’ny toertr’andro sy mahatsangy ny tanàn-dehibe

Manodidina ny 77 isan-jato ny mponina eto Madagasikara dia miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny atontan’isa voaray. Ezaka goavana ny hampihena io tarehimarika io amin’ny alalan’ny PPAB na

Lire l'article

SOS VILLAGES D’ENFANTS: Faritra 4 no nisitraka ny tetikasa QUAPEM nandritra ny 3 taona

    SOS VILLAGES D’ENFANTS: Faritra 4 no nisitraka ny tetikasa QUAPEM nandritra ny 3 taona

Notanterahana teny Antaninarenina ny alakamisy 15 aprily ny famaranana ny tetikasan’ny SOS Villages d’Enfants izay antsoina hoe : « QUAPEM » na Qualité de l’Acceuil en Protection de l’Enfance à Madagascar ho

Lire l'article

MICC : Hentitra ny fanaraha-maso ny famerana ny vidin’entana farany ambony eny an-tsena

    MICC : Hentitra ny fanaraha-maso ny famerana ny vidin’entana farany ambony eny an-tsena

Nanatanteraka fisafoana teny amin’ny tsena Mahamasina, Anosibe ary Tanjombato ny teo anivon’ny ministeran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana izay notarihan’i Ministra Edgard Razafindravahy niaraka tamin’ireo mpiaro

Lire l'article

PFSCE: Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny ankizin’ny lalana

    PFSCE: Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny ankizin’ny lalana

12 Aprily, andro hanamarihana ny andro manerantany ho an’ny ankizy mirenireny an-dalambe, « Izaho dia ankizin’ny lalana dia maniry mba ho arovana »no lohahevitra noraisina tamin’ity taona ity ho an’i

Lire l'article

TSENABEN’NY SOKOLA ANDIANY FAHA EFATRA: Mpandray anjara matihanina 30 no nandray anjara

    TSENABEN’NY SOKOLA ANDIANY FAHA EFATRA: Mpandray anjara matihanina 30 no nandray anjara

Na dia teo aza ny krizy iraisampirenena nitranga izay nampitaraina ireo mpandraharaha ara-barotra malagasy ka tsy nahafahan’izy ireo nihetsika nandritra

Lire l'article

MINSANP: Hetsika niavaka no nanamarihana ofisialy ny andro manerantany ho an’ny fahasalamana

    MINSANP: Hetsika niavaka no nanamarihana ofisialy ny andro manerantany ho an’ny fahasalamana

Zo fototra ho an’ny olombelona ny fahasalamana no sady antoky ny fampandrosoana. Velirano fahadimy Filoham-pirenena ihany koa ny fahasalamana ho

Lire l'article

TETIKASA MITEHAFA: Faritra sivy eto Madagasikara no niasana nandritra ny herintaona sy tapany

    TETIKASA MITEHAFA: Faritra sivy eto Madagasikara no niasana nandritra ny herintaona sy tapany

Miaro tena aho, ho fiarovako ny hafa. Notanterahana nandritra ny 18 volana ny tetikasa MITEHAFA izay niarahan’ny ONG Humanité &

Lire l'article

KANDIDA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hitondra rivo-baovao ho an’ny Oniversiten’Antananarivo

    KANDIDA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hitondra rivo-baovao ho an’ny Oniversiten’Antananarivo

« Miaraka anaty fahasamihafana ho fampandrosoana ny Oniversiten’Antananarivo », io no teny filamatry ny Profesora Randrianasolo Rivoarison, kandida ho Filohan’ny Oniversiten’Antananarivo. Tsiahivina

Lire l'article

TSENABEN’NY FIZAHANTANY: Hotanterahana ny 31 martsa ka hatramin’ny 2 aprily ny andiany fahadimy

    TSENABEN’NY FIZAHANTANY: Hotanterahana ny 31 martsa ka hatramin’ny 2 aprily ny andiany fahadimy

Tafiditra tanteraka ao anaty tondrozotran’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny ministeran’ny Fizahantany ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany eto Madagasikara. Ampinga iray

Lire l'article

ESTIIM’ : Nanokafana ny « cafe thé-matique 2022» ny lohahevitra mikasika sy adin’ny Ukraine sy Russie

    ESTIIM’ : Nanokafana ny « cafe thé-matique 2022» ny lohahevitra mikasika sy adin’ny Ukraine sy Russie

Tsy mihonona fotsiny amin’ny taranja ratovona ao an-tsekoly ny mpianatry ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism,

Lire l'article
mai 2025
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031