Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

PLATEFORME ETAT REGIONAL: Hanolotra rafitra sy Lalàm-panorenana vaovao eto Madagasikara

    PLATEFORME ETAT REGIONAL: Hanolotra rafitra sy Lalàm-panorenana vaovao eto Madagasikara

« Lova tsara apetraka ho an’ny taranaka faramandimby » io no teny filamatry ny Plateforme Etat Régional izay tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 18 martsa lasa teo teny Anosy ary nampahafantarina

Lire l'article

SYNAD : Voafidy ho Filoha vaovao i Paolo Emilio Raholinaivo Solonavalona

    SYNAD : Voafidy ho Filoha vaovao i Paolo Emilio Raholinaivo Solonavalona

Tontosa ny zoma 18 martsa teo teny Anjomakely ny Fivoriamben’ny Synad (Syndicat National des Administrateurs Civils de Madagascar) izay natrehan’ny mpikambana rehetra manerana ny Nosy, noresahana nandritra izany ireo ezaka

Lire l'article

RAHARAHA CNAPS: Mitaky fitsirihana momba ny fitantanana ny Randrana Sendikaly

    RAHARAHA CNAPS: Mitaky fitsirihana momba ny fitantanana ny Randrana Sendikaly

« Mila hadihadiana lalina ny vola nivoaka rehetra fa tsy tokony hihonona fotsiny amin’ny fampidirana am-ponja ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (CNAPS) », hoy ny fanambaran’ ny

Lire l'article

FIKAMBANANA TOKOTANY BE : Nankasitraka ny fanapahan-kevitry ny Ben’ny Tanàna momba ny fandaminana ny « parking »

    FIKAMBANANA TOKOTANY BE : Nankasitraka ny fanapahan-kevitry ny Ben’ny Tanàna momba ny fandaminana ny « parking »

Niravona ny disadisa momba ilay raharaha « parking » eny Mahamasina sy ny manodidina. Tsy nandamoaka ny fihaonana tamin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina izay notanterahana ny marainan’ny alatsinainy 14 martsa

Lire l'article

TANA DESIGN WEEK ANDIANY VOALOHANY : Hampamiratra ny asa famoronona sy ny tontolon’ny zavakanto

    TANA DESIGN WEEK ANDIANY VOALOHANY : Hampamiratra ny asa famoronona sy ny tontolon’ny zavakanto

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hai-tao malagasy ahafahana mampivelatra ny harem-pamoronana sy ny kolontsaina eto an-toerana. Amin’ny alalan’ny « Tana design

Lire l'article

FIKAMBANANA RENY SY NY ANKIZY : Niavaka ny fanamarihany ny 8 martsa teny Andranonahoatra Itaosy

    FIKAMBANANA RENY SY NY ANKIZY : Niavaka ny fanamarihany ny 8 martsa teny Andranonahoatra Itaosy

Andry iankinan’ny fikarakarana ao an-tokantrano amin’ny ankapobeny ny renim-pianakaviana, maro ny adidy aman’andraikitra sahaniny eo anivon’ny ankohonany sy ny fiaraha-monina

Lire l'article

FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina

    FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina

Tandindomin-doza ny toekarena eto Madagasikara, io no azo hamehezana ny fanambarana niraisan’ny fivondronan’ny sehatra tsy miankina izay notanterahana teny Ankorondrano

Lire l'article

RANDRANA SENDIKALY: Mitohy ny fivoizana ny fanomezan-danja ny vehivavy

    RANDRANA SENDIKALY: Mitohy ny fivoizana ny fanomezan-danja ny vehivavy

Sokajiana ho fanoitra lehibe eo amin’ny fianakaviana, fiaraha-monina, toeram-piasana ary indrindra ao anatin’ny sendika ny vehivavy. Amin’ny maha fankalazana ny

Lire l'article

AFHAM: Hampivelatra ny seha-piharian’ny mpikambana ao aminy

    AFHAM: Hampivelatra ny seha-piharian’ny mpikambana ao aminy

Amin’ny maha andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 martsa, nanamarika izany fotoana izany AFHAM ( Association des Femmes

Lire l'article

ISSOF: Hampiroborobo ny sehatry ny toekarena eto Madagasikara

    ISSOF: Hampiroborobo ny sehatry ny toekarena eto Madagasikara

Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fahaiza-mintantana indrindra ny ara-toekarena. Mbola betsaka ny orinasa malagasy mila fanohanana

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031