Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

    ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

Nentina nankalazana ny ivon’ny faha-20 taona nijoroan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management) ny famoahana ny andiany indraimihira « Manjaka ». Notanterahana teny

Lire l'article

ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

    ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

« Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary ianao no manjaka amin’izao rehetra izao » (I TAN. 29 ; 12a), io no andian-tenin-tsoratra masina nosafidiana ho lohahevitra nandritra ny

Lire l'article

TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

    TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny tatitra voaray. Raha ny fenitra voalazan’ny UN Habitat mantsy,

Lire l'article

GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

    GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

Toy ny isan-taona, mikarakara fihaonambe an-tampony ny Gender Links eto Madagasikara hitondran’ireo mpisehatra rehetra amin’ny ady amin’ny herisetra sy ny fametrahana ny miralenta. Tamin’ity taona ity, teny Antaninarenina no nanatanterahan’ity

Lire l'article

DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

    DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

Notanterahina ny 6 ka hatramin’ny 9 desambra lasa teo teny amin’ny Trano famakiamboky eo anivon’ny oniversite an’Antananarivo ny « doctoriales 2022 »

Lire l'article

STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

    STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

« Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao » I Tim 4 : 12b, io no lohahevitra hoenti-manohana ny fananganana trano

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

    TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

Araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra 2022, izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary

Lire l'article

FANISANA NY MPIFIDY: Olompirenena 5.071.688 no voasoratra anarana hatramin’ny 28 Novambra

    FANISANA NY MPIFIDY: Olompirenena 5.071.688 no voasoratra anarana hatramin’ny 28 Novambra

Hatramin’ny nanombohan’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy tamin’ny 01 Oktobra lasa teo, 5.071.688 amin’ny 13.593.006 izay manome salan’isa 37,31

Lire l'article

RANDRANA SENDIKALY : Nihamafy ny hetsika fitakiana ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana

    RANDRANA SENDIKALY : Nihamafy ny hetsika fitakiana ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana

Diabe niainga eto Ankadimbahoaka, nizotra nankany amin’ny Fansan-karana ary nifarana teny Anosy ny hetsika nanamarihan’ny Randrana sendikaly ny Andro iraisampirenena

Lire l'article

HAKANTO COTEMPORARY : Hitohy hatramin’ny faran’ny volana Martsa 2023 ny fampirantiana « Revue noire »

    HAKANTO COTEMPORARY : Hitohy hatramin’ny faran’ny volana Martsa 2023 ny fampirantiana « Revue noire »

« Esprit revue noire une collection fondatrice » io no lohahevitra mandritra ny fampirantiana izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary,

Lire l'article
mai 2025
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031