Fotoana iray hihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena rehetra na miankina na tsia ny Foire Internationale de Madagascar na FIM izay miditra amin’ny andiany faha-17 amin’ity taona ity. Tahaka ny isan-taona, eny amin’ny
Archive

Hotanterahana eny amin’ny Novotel Alarobia ny sabotsy 21 Mey ho avy izao manomboka amin’ny 7 ora hariva ny fampisehoan’i Fary izay hampitondraina ny lohahevitra hoe: « Aime-moi, si tu peux

Lanonana roa sosona no hankalazaina any Nosy Be amin’ity taona ity mandritra ny hetsika ara-koltoraly iraisampirenena « Festival Somaroho ».