Mba hamaliana ny hetahetan’ny mpanjifan’ny Telma, nosokafana ny Telma shop etsy amin’ny Dyve Garden Anosivavaka Ambohimanarina. Telma shop faha-31 eto Antananarivo ary faha-76 kosa manerana ny Nosy ity vao nisokatra