Madatopinfo

 Flash Info

Archive

TRANOM-PIANTOHANA M.A.MA 55 TAONA: Nahazo kianja sentetika vaovao i Imeritsiatosika

    TRANOM-PIANTOHANA M.A.MA 55 TAONA: Nahazo kianja sentetika vaovao i Imeritsiatosika

Isan’ny reharehan’ny faritra na toerana iray ny fananana toerana manokana hanaovana fanatanjahantena manaraka ny fenitra takiana amin’ny fandraisana fifaninanana ary ihany koa ahafahan’ny tanora mampivelatra ny taranjany. Ho an’ny mponina

Lire l'article

AMPOTAKA-DISTRIKA MANDOTO : Tokantrano 332 no nisitraka ny tetikasa Madagasikarantsika

    AMPOTAKA-DISTRIKA MANDOTO : Tokantrano 332 no nisitraka ny tetikasa Madagasikarantsika

Ho fiaraha-mientan’ny sehatra tsy miankina sy ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana lovainjafy ny amin’ny fandrakofana ala an’i Madagasikara, miroborobo fatratra ny tetikasa Madagasikarantsika ao Ampotaka,

Lire l'article
mai 2023
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031