Diabe mirindra manodidina ny tanàna an’Ambatondrazaka hiarahana amin’ireo mpiangaly vakodrazana sy fikambanana maro samy hafa ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro no entina hanokafana amin’ny fomba ofisialy ny «Zetra Festival »