FANARAHA-MASO NY FIFIDIANANA: Mitàna andraikitra lehibe ny firaisamonimpirenenaAorian’ny famoahan’ny Vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana (CENI) ny valim-pifidianana vonjimaika, manana anjara andraikitry goavana ny firaisamonimpirenena. « Andraikiny amin’ny maha mpanara-maso azy ny manao tatitra eo anivon’ny CENI, manoloana...