Mbola ao anatin’ny fihibohana hiadiana amin’ny valanaretina covid-19 isika amin’izao fotoana izao. Na dia izany aza anefa, miezaka manakaiky ny mpanjifa hatrany ny orinasa Star satria efa misy ankehitriny ny
ORINASA STAR: Namoaka « application mobile STARnaka »

Isan’ireo toerana tsy afaka amban’ny maro ny ao amin’ny valanjavaboarim-pirenena Ranomafana rehefa mandalo an’iny Faritra Atsimo Atsinanan’i Madagasikara iny izay ahitana karazana zava-maniry sy biby tsy fahita firy. Nosokajian’ny Fikambanana

Ny hamisavisana ny ratsy ahitana ny soa ! Araka ny tsiliontsofina ary manenika amin’ireo tambazotran-tserasera sy ny haino aman-jery maro ao amin’ny Renivohitr’i Madagasikara dia efa ahiana misy valanaretina coronavirus

« Tsy vitsy amin’ireo mpivaro-damba tonta sy vao ary ny very asa no nivadika nivarotra sakafo na ravintsara sy kininimpotsy, indrindra

Taorian’ny fandanian’ny teo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny fanitsiana ny hetra ho an’ny labiera dia tsy niandry ela fa nampidina avy hatrany

Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny tompon’andraikitra teo anivon’ny JIRAMA ny zoma 3 Jolay izay notanterahana teny amin’ny foibeny

Tsy mitsahatra ny mivoatra hatrany vokatra sy ny tolotra omen’ny Telma Madagascar ho an’ny mpanjifa hatramin’izay taona maro nijoroany izay.

Notanterahana ny talata 30 Jona teny amin’ny Parvis Analakely ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika « Avotr’aina » izay miompana indrindra