Tontosa ny talata 10 Novambra teny amin’ny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Fondation Axian sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ny vinan’asa antsoina hoe: « M’hetsika MVola ». Miompana
M’HETSIKA MVOLA: Hanome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena eto an-drenivohitra

Isan’ireo politikan’ny fanjakana ny haharakotra ala an’i Madagasikara, ho fahatrarana izany vina izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, sy ny Telma ary

Olana goavana nolalovan’ny DHL International Madagascar ny tsy fahampian’ny fiaramanidina nandritra izay fihibohana amam-bolana maro izay. Na dia izany aza anefa nitohy hatrany ny ezaka sy ny fivoarana eo anivon’ny

Tapaka sotro fihinanana ! Nony tsy nasaina nandoa vola ny mpianatra amin’ny sekolim-panjakana dia nimenomenona ireo mpiandraikitra efa zatra nikepoka ny karazam-bola azony ( Droit, FG, tee-shirt, short, opération gâteau,

Tovolahy iray voalaza fa nanendaka sy nisoloky mpitondra taxi vao izao no nitangoronan’ny mpandeha an-tongotra teo ambony tetezan’ny Behoririka. Nogiazan’ilay

Taorian’izay krizy ara-pahasalamana natrehan’i Madagasikara amam-bolana maro izay, isan’ireo nisedra fahasahiranana goavana ny mpandraharaha madinika. Izany indrindra no nahatonga ny

Fahaverezan’asa sy fihariana, olana ara-panabeazana, tsy fisitrahana vatsy tsinjo sy tosika fameno, ireo no santionan’ireo fiatraikan’ny hamehana ara-pahasalamana amam-bolana maro