Miara-misalahy ireo olom- boafidy sy voatendry ao amin’ ny Distrikan’ Analalava. Manatanteraka fitetezam- paritra nanomboka tamin’ ny 08 aogositra 2021 izy mba hanantonana misimisy kokoa ny vahoaka, hanampiana azy ireo.
Toutes les actualités

Ara- tantara dia anisan’ny toerana niandohan’ny fiangonana Anglikana teto Madagasikara ankoatra ny tany Mahavelona na Full Pointe i Ramainandro. Toerana iray manana ny tantarany sy ny lazany tokoa mantsy ny

Notanterahana ny alatsinainy 23 Aogositra lasa teo ny famindram-pitantanana arak’asa teo amin’ny Kaomandy teo aloha eo anivon’ny zandarmaria, Jeneraly Njatoarisoa Andrianjanaka sy ny Kaomandy vaovao Andriantsarafara Rakotondrazaka. Teny amin’ny Toby

Notanterahana ny alakamisy 19 Aogositra teny Anosy ny fanaovan-tsonia ny fitanana an-tsoratra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny ministry ny Fanajariana ny

“Ny ekipan’ny gazety MadaTopInfo dia manambara an-karihary fa tsy nisy ary tsy misy ny vaovao izay lazaina fa apariaka amin’ity

Notanterahana ny talata 17 Aogositra teny Faravohitra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana sy Ministry ny Fitsarana teo aloha,

Tamim-piralahiana no nanatanterahan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandamaria (SEG) teo aloha, Jeneraly Ravalomanana Richard sy ny SEG vao voatendry ny alahady