Niverina nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 27 Novambra lasa teo ny tranombarotra Cosmos eny Tanjombato. Hita taratra ny fiovana goavana ao amin’izany, raha kelikely ny toeram-pivarotana teo aloha, nihitatra
Toutes les actualités


Hiavaka ny andiany voalohany! Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 25 Novambra ny hetsika lehibe amin’ny « Foire Economique et Commerciale des 23 Régions » izay karakarain’ny Madavision. Haharitra 4 andro izany

Nandamoaka! Io no azo hamehezana ny fihaonana teo amin’ny Ministeran’ny fitaterana sy ireo mpitatitra izay notanterahana ny talata 23 Novambra.

Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny ankizy malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana

Notontosaina ny talata 23 Novambra teny amin’ny Institut National de la Statistique de Madagascar (INSTAT) Anosy ny fanombohana amin’ny fomba

Amin’izao fotoana izao, miisa 40 no isan’ireo misahana ny asa fanaraha-maso, fitsirihana ny asam-panjakana ary ny fintantanana amin’ny ankapobeny (Inspecteur

Hentitra ! Io no teny mahalaza ny fahazoana ireo toerana vaovao ao amin’ny Tsenan-tsakafo Zaimaika Ambodifilao, Analakely. «Tao anaty lisitra