« Lova tsara apetraka ho an’ny taranaka faramandimby » io no teny filamatry ny Plateforme Etat Régional izay tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 18 martsa lasa teo teny Anosy ary nampahafantarina
Toutes les actualités


Tontosa ny zoma 18 martsa teo teny Anjomakely ny Fivoriamben’ny Synad (Syndicat National des Administrateurs Civils de Madagascar) izay natrehan’ny mpikambana rehetra manerana ny Nosy, noresahana nandritra izany ireo ezaka

« Mila hadihadiana lalina ny vola nivoaka rehetra fa tsy tokony hihonona fotsiny amin’ny fampidirana am-ponja ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (CNAPS) », hoy ny fanambaran’ ny

Niravona ny disadisa momba ilay raharaha « parking » eny Mahamasina sy ny manodidina. Tsy nandamoaka ny fihaonana tamin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina izay notanterahana ny marainan’ny alatsinainy 14 martsa

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hai-tao malagasy ahafahana mampivelatra ny harem-pamoronana sy ny kolontsaina eto an-toerana. Amin’ny alalan’ny « Tana design
FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina

Tandindomin-doza ny toekarena eto Madagasikara, io no azo hamehezana ny fanambarana niraisan’ny fivondronan’ny sehatra tsy miankina izay notanterahana teny Ankorondrano

Sokajiana ho fanoitra lehibe eo amin’ny fianakaviana, fiaraha-monina, toeram-piasana ary indrindra ao anatin’ny sendika ny vehivavy. Amin’ny maha fankalazana ny

Diabe niala teo amin’ny Lapan’ny tanàna, nitohy tamin’ny fambolena karazan-java-maniry hanatsarana ny endriky ny tanàna tany amin’ny fokontany Ambohidrapeto sy