Tsy mitsahatra mampiroborobo ny sehatra ara-tsosialy ny Orange Solidarité Madagascar nandritra izay taona maro nijoroany izay amin’ny alalan’ireo fandaharan’asa ao aminy. Isan’ireo ny fananganana fotodrafitrasa manaraka ny tontolo nomerika. Notokanan’ny
Toutes les actualités

Clôture de la formation des alphabétiseurs à Imerintsiatosika le vendredi 27 mai 2022. La Direction de l’Education Non Formelle (DENF) du Ministère de l’Education nationale appuie les acteurs de l’éducation

70 isan-jaton’ireo tsy an’asa eto Madagasikara dia tanora manana diplaoma sy mari-pahaizana avokoa, isan’ny vahaolana iray ahafahan’izy ireo manana ny asany manokana sy ara-dalàna ary maharitra ny Orange summer challenge.

Ho fanatanterahana ny Velirano fahaefatra nataon’ny Filohm-pirenena mikasika ny fanatsarana hatrany kalitaon’ny fanabeazana, niroso tamin’ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa ny Ministry ny Fanabeazam-pirenena, Marie Michelle Sahondrarimalala, sy ny Masoivohony miasa eto Madagasikara, Christophe

Tamin’ny Novambra 2019 no nisy ny fifidianana farany tamin’ilay fifaninana antsoina hoe : « Miss & Mister Malagasy diaspora en

Manana anjara toerana lehibe amin’ny fanpandrosoana ny firenena iray ny sehatry ny fizahantany. Saika nisedra olana avokoa anefa maneran-tany noho

Kitro ifaharan’ny toekarena ny indostria noho izy miteraka asa ho an’ny malagasy indrindra mampihena ny fiankinan-doha avy any ivelany satria

Amin’ny ankapobeny, ny sehatry ny findramam-bola sy ny lalam-bola dia isan’ny sakana amin’ny fandraharahana ary manginy fotsiny ny fiatrehana ny