Ho fanampiana ny vehivavy miatrika fiterahana sy manara-maso ny toe-pahasalamany amin’ny ora sy andro rehetra, miara-miasa ny Yas Madagascar amin’ny alalan’ny M’Balik sy ny UNFPA (Fonds des Nations Unies pour
Toutes les actualités

Hahafahana manamari-toerana ny ariary, apetraka any amin’ny banky any ivelany ny volamena manana kalitao Or monétaire raha ny fanazavana teo

10 taona izay no sisian’ny Fibre optique Telma teto Madagasikara ary mahatratra 12.000 kilaometatra ny halavirany. Tsy mitsahatra ny mikaroka
Raha ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny volana Jona 2018, 18 isan-jato ny tahan’ny fikirakirana ny banky tamin’ny faran’ny taona

Ho fanamafisana sy fampiroboroboana ny fiarovana sy fampiasana maharitra ny ala honko, dia nomarihana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny

22 isan-jato mahatonga ny fahafatesana’ny olona dia vokatry ny loto avokoa raha ny tarehimarika navoakan’ny Fikambanana iraisampirenena misahana ny fahasalamana