Tanjon’ny orinasa Malagasy M.A.MA (Mutuelle d’Assurance MAlagasy) ny hametrahana fitokisana eo amin’ny samy mpikambana tsirairay ao anatin’ny Fikambanam-piantohana ho amin’ny fitantanana mahomby. Tafiditra ao anatin’izany ny fanomezan-danja ny fanatanjahantena, raha
Toutes les actualités
![FIKAMBANAM-PIANTOHANA M.A.MA: Mitohy ny fampiroboroboana ny taranja ara-panatanjahantena](https://www.madatopinfo.com/wp-content/uploads/2024/04/IMG-20240416-WA0004-505x306_c.jpg)
![M-TEC MADAGASCAR : Mandray anjara goavana eo amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny fitaterana an-tanety](https://www.madatopinfo.com/wp-content/uploads/2024/04/FB_IMG_17135226200537456-505x306_c.jpg)
Tsy afa-misaraka amin’ny andavanandron’ny olona amin’izao fotoana izao ny fitaterana na eo amin’ny fianarana izany na ihany koa eo amin’ny sehatry ny asa. Isan’ny mitondra fampandrosoana ho an’ny toekarena eto
![HETSIKA MOMBA NY FITATERANA : « Nahomby ny SITLM andiany fahatelo », hoy ny mpikarakara](https://www.madatopinfo.com/wp-content/uploads/2024/04/sitlm-505x306_c.jpg)
Mitàna anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny fitaterana amin’ny alalan’ny fivezivezena na anatiny na mankany ivelany indrindra amin’ny fanondranana entana vokarina eto an-toerana. Andro
![INFORMATIKA SY NOMERIKA: Manome sehatra ho an’ny tanora malagasy ny 42 Antananarivo](https://www.madatopinfo.com/wp-content/uploads/2024/04/235_-Inauguration-école-42-scaled-200x157_c.jpg)
Miankina amin’ny tontolon’ny nomerika sy informatika ny ankabeazan’ny asa sy ny fianarana amin’izao vanim-potoana izao, tsy afa-misaraka amin’ny andavanandron’ny olona