Nitohy tamin’ny fifidianana nandraisan’ireo mpizaika anjara nandritra ny « Congrès du District 417 » ny sabotsy 7 Mai lasa teo teny amin’ny Radisson Blu Ambodivona. Nambara tamin’ny ofisialy taorian’izany fifidianana izany ny
Toutes les actualités


Eny amin’ny Radisson Blu Ambodivona ny « Congrès du District 417 » ny Lions Rotaract ety anivon’ny ranomasimbe Indiana andiany faha efatra. Mivondrona ao anatin’izany i Madagasikara, Djibouti, Maorisy, Nosy La Réunion

Fatiantoka iray lavaka, io no azo hamehezana ny fanambarana notanterahan’ireo tantsaha mpamboly lavanila mivondrona amina koperativa any amin’ny faritra Analanjirofo sy SAVA izay faritra mpamokatra lavanila be eto Madagasikara. Namaky

Raha tamin’ny taona 2019 no farany nisy ny hetsika ara-barotra sy ara-ekonomika « La grande braderie de Madagascar » izay nahafantarana ny Madavision hatramin’izay, hiverina amin’ny heriny kosa izany amin’ity

Nangina, tsy naharenesam-peo tanatin’ny fotoana maromaro izay ny antoko Union Nationale pour le Développement et la Démocratie na UNDD. Nifoha

« Ramily ilay nanao ny maraina », io no lohahevitra nosafidiana mandritra ny fampirantiana sary izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra

Manomboka amin’ny 4 taona ny ankizy amin’ny ankapobeny no efa misehatra sahady amin’ny dihy. Tsy ho an’ny ankizy ihany anefa

Tafiditra ao anatin’ny veliranon 13 an’ny Filoham-pirenena ny fisitrahan’ny malagasy rehetra fanabeazana tsara kalitao. Hanatrarana izany, manolotra fanofanana mpampianatra voaray

Manodidina ny 77 isan-jato ny mponina eto Madagasikara dia miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny atontan’isa voaray. Ezaka