Madatopinfo

 Flash Info

Politiques & économiques

ANTOKO POLITIKA UNDD : Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena sy ny hetsika hotanterahany

    ANTOKO POLITIKA UNDD : Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena sy ny hetsika hotanterahany

Nangina, tsy naharenesam-peo tanatin’ny fotoana maromaro izay ny antoko Union Nationale pour le Développement et la Démocratie na UNDD. Nifoha tamin’ny torimasony kosa ary avy hatrany dia naneho ny heviny

Lire l'article

FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina

    FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina

Tandindomin-doza ny toekarena eto Madagasikara, io no azo hamehezana ny fanambarana niraisan’ny fivondronan’ny sehatra tsy miankina izay notanterahana teny Ankorondrano ny alarobia 9 martsa teo. Raha ny sabotsy 5 martsa

Lire l'article

GEM : Tokony asiam-pandinihana ny fepetra momba ny fisokafan’ny sisintany

    GEM : Tokony asiam-pandinihana ny fepetra momba ny fisokafan’ny sisintany

Teboka maro no nivoitra nandritra ny fivoriamben’ny fikambanan’ny orinasa tsy miankina mpikambana ao anatin’ny GEM izay notanterahana teny Anosy ny alarobia 2 martsa lasa teo. Isan’ny tapaka nandritra izany ny

Lire l'article

« FOIRE ECONOMIQUE ET COMMERCIALE DES 23 REGIONS »: Tranoheva 700 mahery no handray anjara manerana ny Nosy

    « FOIRE ECONOMIQUE ET COMMERCIALE DES 23 REGIONS »: Tranoheva 700 mahery no handray anjara manerana ny Nosy

Hiavaka ny andiany voalohany! Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 25 Novambra ny hetsika lehibe amin’ny « Foire Economique et Commerciale des 23 Régions » izay karakarain’ny Madavision. Haharitra 4 andro izany

Lire l'article

FANARENANA NY TOEKARENA: Hanamafy ny fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny GEM

  FANARENANA NY TOEKARENA: Hanamafy ny fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny GEM

Nandritra izay volana maro nisian’ny valanaretina Covid-19 teto Madagasikara izay, betsaka ny orinasa no nisedra fahasahiranana sy tsy tafarina indrindra

Lire l'article

NICOLAS DUPUIS : Irin’ireo firenena hafa fatratra ho mpanazatra ny ekipany

« Tsy lavina fa maro ny firenena miantso ahy ho mpanazatra ». Io no fanambaran’i Nicolas Dupuis, teto Morondava izao zoma 10

Lire l'article

ASA FANAOVAN-GAZETY: Melohina ny fanosoram-potaka an’ny MadaTopInfo

“Ny ekipan’ny gazety MadaTopInfo dia manambara an-kariary fa tsy nisy ary tsy misy ny vaovao izay lazaina fa apariaka amin’ity

Lire l'article

ASSOCIATION MIOTY: Hampiroborobo ny tontolo ambanivohitra eto Madagasikara

  ASSOCIATION MIOTY: Hampiroborobo ny tontolo ambanivohitra eto Madagasikara

Isan’ny olana goavana lalovan’ny tantsaha eto amintsika ny tsy fananana fitaovana mifanaraka amin’ny fenitry ny fambolena sy fiompiana ary ny

Lire l'article

FANJAKANA : Milaza hiasa am-pahamendrehana ireo “Madio” vita fianarana

  FANJAKANA : Milaza hiasa am-pahamendrehana ireo “Madio” vita fianarana

« Mianiana aho fa hanantanteraka antsakany sy andavany ny andraikitra apetraky ny fanjakana amiko, ka hiasa am-pahamendrehana sy am-pahamarinana ary

Lire l'article

FIDANGAN’NY VIDIM-PIAINANA : Mifanohitra tamin’ny fampielezan-kevitra ny vidina sakafo sy taotrano

  FIDANGAN’NY VIDIM-PIAINANA : Mifanohitra tamin’ny fampielezan-kevitra ny vidina sakafo sy taotrano

Miandrandra fanatanterahana ara-bakiteny ireo nampanantenain’ny Fitondrana izay mijoro ny olompirenena. Heverina fa tsy fialana bala ny valan’aretina. Mifanohitra tanteraka tamin’ny

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930