Taorian’ny nandanian’ny Solombavambahoaka tsy nasiam-panitsiana sy tsy nasiam-panovana ny alakamisy ny 14 desambra 2023 tety amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny Tolo-dalàna laharana faha-02-2023/PPL/Sénat manova ny tovan’ny Lalàna n°2018-011 tamin’ny 11 jolay
Politiques & économiques
Aorian’ny famoahan’ny Vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana (CENI) ny valim-pifidianana vonjimaika, manana anjara andraikitry goavana ny firaisamonimpirenena. « Andraikiny amin’ny maha mpanara-maso azy ny manao tatitra eo anivon’ny CENI, manoloana
Ady nandritra ny taona arivo maro izany fandraisan’ny olompirenena an-tanany ny fiainam-pirenena izany. Tsy azo neritreretina izany fifidianana izay ho mpitondra ny tany sy ny fanjakana izany tamin’ny fitondrana nentin’ny
« Tsy ara-dalàna sady tsy nahazoana alalana ny hetsika fotsy kasaina hotanterahana eny amin’ny kianjan’ny 13 Mai rahampitso sabotsy 4 Novambra 2023 », io no azo hamehezana ny fanambaran’ny Mpitahiry
Marary, noana, mahantra ny vahoaka malagasy, manginy fotsiny ny tsy fahandriampahalemana sy ny kolikoly. Noho ny fahatsapana ireo olana mianjady
Niampy iray indray ireo kandida vonona hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 9 novambra ho avy izao.Ny alatsinainy 14 Aogositra
Ireo tolokevitra naroson’ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena ho an’ny fanentanana sy ny fanarahamaso mandritra izao zotram-pifidianana izao dia nahazoany fanohanana ara-bola avy
Afaka telo volana eo ho eo dia hiroso amin’ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena ny vahoaka malagasy. Hatreto, mbola ankavitsiana no