Matetika voahilikilika eny anivon’ny fiarahamonina na any an-dakilasy ireny ankizy manana fahasembanana ireny. Manoloana izany, dia nomena fiofanana tamin’ny alalan’ny tetikasa Mahay ireo mpampianatra sy talen-tsekoly eo anivon’ny sekoly FJKM
Posts From contact@madatopinfo.com

Notanterahana ny alakamisy 19 Aogositra teny Anosy ny fanaovan-tsonia ny fitanana an-tsoratra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny ministry ny Fanajariana ny tany sy ny Asa vaventy teo aloha, Hajo Andrinainarivelo, sy

Notanterahana ny talata 17 Aogositra teny Faravohitra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana sy Ministry ny Fitsarana teo aloha, Johny Andriamahefarivo sy ny Ministra vaovao Imbiky Herilaza. Nialohavan’ny fifanaovan-tsonia

Tamim-piralahiana no nanatanterahan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandamaria (SEG) teo aloha, Jeneraly Ravalomanana Richard sy ny SEG vao voatendry ny alahady lasa teo, Jeneraly Gelle Serge ny famindram-pitantanana. Notontosaina ny alatsinainy

Ho fampiroboroboana ny mozika klasika eto amintsika, dia manomana kaonseritra ho an’ny mpankafy izany ny Madagascar Orchestra. Am-polony ny kaonseritra

Anisan’ny mampitaraina ny mpajifa ny fahalafosan’ireny vokatra asa tanana vita malagasy ireny ka mahatonga ny olona hirona kokoa amin’ny vita