Hiavaka ny andiany voalohany! Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 25 Novambra ny hetsika lehibe amin’ny « Foire Economique et Commerciale des 23 Régions » izay karakarain’ny Madavision. Haharitra 4 andro izany
Posts From contact@madatopinfo.com


Nandamoaka! Io no azo hamehezana ny fihaonana teo amin’ny Ministeran’ny fitaterana sy ireo mpitatitra izay notanterahana ny talata 23 Novambra. Nandritra ny ora maromaro izany fifampidinihana izany ary teny Anosy

Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny ankizy malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana ny fampianarana amin’ny alalan’ny fanabeazana nomerika. Manoloana izany indrindra no

Notontosaina ny talata 23 Novambra teny amin’ny Institut National de la Statistique de Madagascar (INSTAT) Anosy ny fanombohana amin’ny fomba

Amin’izao fotoana izao, miisa 40 no isan’ireo misahana ny asa fanaraha-maso, fitsirihana ny asam-panjakana ary ny fintantanana amin’ny ankapobeny (Inspecteur

Hentitra ! Io no teny mahalaza ny fahazoana ireo toerana vaovao ao amin’ny Tsenan-tsakafo Zaimaika Ambodifilao, Analakely. «Tao anaty lisitra

Ho fanatanterahana ny velirano fahafolo mikasika ny ady amin’ny doro tanety sy ny fampiroboroboana ny fambolenkazo, nitondra fanazavana amin’ireo fanamby