Mezbine Hiridjee et Ilan Yves Hiridjee en Liberté… Provisoire! Selon l’arrêt Numéro 7 du 07 Février 2022, rendu par la chambre d’accusation de la juridiction du 2nd degré du Pôle
Posts From contact@madatopinfo.com

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana niharam-pahavoazana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai teto Madagasikara izay namoizana ain’olona sy naharava toeram-ponenana maro, manginy fotsiny ireo traboina maherin’ny 72.000. Isan’ny tonga

Manoloana ny takaitra navelan’ny rotsakorana nisesy sy ny fihotsahan’ny tany tamin’ny toerana maro ka namoizana aina sy nanimba trano fonenana, nanolotra fanampiana ho an’ireo fianakaviana niharam-boina nandritra izany ny tranom-piantohana

« Antom-pisian’ny oniversite an’Antananarivo ny fampitana ny fahaizana amam-pahalalana sy ny fikarohana », io no ampahany tamin’ny lahatenin’i Profesora Rivoarison Randrianasolo. Nanambara tamin’ny ofisialy amin’ny fahavononany isan’ireo kandida ho fidiana filoha eo

Hentitra, mangarahara, madio. Ireo no azo amehezana ny resaka nivoitra nandritra ny fampiantsoana voalohany tamin’ny mpanao gazety nataon’ny Mpitahiry ny

Taorian’ny fanadihadiana momba ny Tondron’ny Fitantanana Ifotony ary ny fitantanam-bola ifotony notanterahan’ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny atitany sy ny fitsinjarampahefana
JIDIFFATO: Nanolotra fanampiana ara-bola ho an’ireo fianakaviana niharam-boina tao Soanierana Ivongo

Loza nisesisesy! Manoloana ny zava-nitranga mikasika ny faharendrehan’ny sambo MS Francia III tao Soanierana Ivongo ny 20 desambra lasa teo

Notanterahana teny Anosy ny alatsinainy 27 desambra lasa teo ny tatitra ampahibemaso ny kaonty momba ny fifidianana Loholona tamin’ny taona
Niompana momba ny fanadiovana ny tetikasa « Schéma Directeur d’Assainissement Urbain à Madagascar » na SDAUM izay notanterahana nandritra 5 taona mahery.
Nofaranana ara-pomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo mpifaninana ny andiany voalohany amin’ny Better tomorrow App Challenge 2021. Teny Antsahavola