Concrétisation ! Telle reste la suite logique de l’atelier de renforcement des capacités des professionnels des médias sur la couverture médiatique sensible au genre. « Suivis, pool des journalistes et
Posts From contact@madatopinfo.com


Zava-dehibe ho an’ny Fonds Yavarhoussen (Fonds de Dotation HY) izay tarihan’ny Filohany sady Talen’ny Vondrona Filatex, Hasnaine Yavarhoussen, ny tontolon’ny fanabeazana izay tanterahana amin’ny alalan’ny tetikasa maro. Isan’izany ny horonantsary

Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny Fetim-pirenena izao, ho fampifalifaliana ny ankizy eo anivon’ny Akanin’ny marenina (AKAMA) 67 Ha, nanolotra fanomezana

Nisesisesy tato ho ato ny fahatapahan-jiro manerana ny toerana maro ka voakasika izany ny teto Antananarivo sy ny manodidina. Tsy

Isan’ny olana goavana sedrain’ny tanora manana mari-pahaizana eto Madagasikara ny tsy fahitana na tsy fananana asa ary tsy vitsy ihany
FAHA-62 TAONA NAHAZOANA NY FAHALEOVANTENA: Tao amin’ny MEN Anosy no nanombohana ny fananganan-tsaina

Notanterahana teo amin’ny tokontany malalaky ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena Anosy no ny talata 7 jona ny fanombohan’ny fananganan-tsaina izay karakarain’ny Komitim-pirenena

Nitondra fanazavana mikasika ny tetiandrom-pampianarana amin’ny taona ho avy ny Talen’ny Ofisy nasionaly misahana ny sekoly tsy miankina (ONEP), Marcellin

Notontosaina ny alakamisy faha 02 jona 2022 teo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny fizaràna ny loka ho an’ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana