« Fampandrosoana ny sehatry ny rano eto Madagasikara », io no lohahevitra noraisina mandritra ny atrikasam-pirenena momba ny rano izay tanterahana eny amin’ny Motel Anosy mandritra ny 2 andro. Fikaonan-doha nasionaly izay
Posts From contact@madatopinfo.com

Miroso tsikelikely amin’ny fanarenana ny tontolon’ny fizahantany i Madagasikara amin’izao fotoana izao taorian’ny krizy ara-pahasalamana maneran-tany izay nampitontongana ny tahan’ny mpitsidika teto amintsika. Tamin’ity telo volana voalohan’ny taona 2023 ity,

Andro voalohany sady fanokafana tamin’ny fomba ofisialy amin’ny « herinandron’ny serasera sy ny fifandraisan-davitra » ny talata 11 Aprily izay notanterahana teny Vontovorona tamin’ny alalan’ny Telma Madagascar sy ny Vondrona

Isan’ireo firenena miisa 19 handray anjara amin’ny amin’ny tompon-daka maneran-tany amin’ny taranja Basketball «FIBA 2023» ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay lehilahy

Fitaovana iray ahafahana mitondra fivoarana sy fampandrosoana eo amin’ny firenena ny fampiroboroboana ny fifandraisan-davitra. Amin’ny ankapobeny, ny asa sy fianarana

Le coach Rakotondrabe Romuald Félix, dit Roro est désormais nouvel ambassadeur de Telma Madagascar. Telma, partenaire principal et primordial du

Manana hatramin’ny 9 Aprily ho avy izao ireo tanora manana maripahaizana « doctorant(e) » hisoratra anarana amin’ny fifaninanana MT180 na « Ma

Isan’ny niteraka fikorontanana ara-toekarena teto amin’ny ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery, sy ny adin’i Ukraine sy