Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

ECPAT FRANCE MADAGASCAR : Faritra 6 manerana ny Nosy no hisitraka ny « tetikasa MIRA »

    ECPAT FRANCE MADAGASCAR : Faritra 6 manerana ny Nosy no hisitraka ny « tetikasa MIRA »

Ny fahantrana, ny faharefon’ny fampiharana lalàna, ny lafiny ara-pahasalamana : ireo no isan’ny mahatonga ny vehivavy na ny ankizivavy iharan’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy sy ny mahavavy eto Madagasikara. Tsy misy

Lire l'article

VISA AKORY: Maimaim-poana ny fanokafana ny kaonty ho an’ny mpanjifan’ny Orange Money

    VISA AKORY: Maimaim-poana ny fanokafana ny kaonty ho an’ny mpanjifan’ny Orange Money

Ho afa-pahasahiranana ireo mpanjifan’ny Orange Money mpikirakira fiantsenana « en ligne » noho ny fisian’ny Visa Akory izay mifandray amin’ny laharana finday Orange ihany. Nampahafantarina ny alakamisy 17 novambra lasa teo teny

Lire l'article

SOS VILLAGES D’ENFANTS: Manao antso avo amin’ny fampiharana ny Lalàna momba ny zon’ny ankizy

    SOS VILLAGES D’ENFANTS: Manao antso avo amin’ny fampiharana ny Lalàna momba ny zon’ny ankizy

Homarihana ny alahady 20 Novambra ny fankalazana ny faha-31 taona nankatoavan’i Madagasikara ny Lalàna iraisampirenena momba ny zon’ny ankizy na CIDE. Ho an’ny SOS Villages d’Enfants Madagascar, valan-dresaka narahina adihevitra

Lire l'article

RAHARAHA VOLA SANDOKA TENY ALASORA : Mitaky Fitsarana ara-drariny sy mahitsy ny fianakavian’i Rakotomalala Marcel

    RAHARAHA VOLA SANDOKA TENY ALASORA : Mitaky Fitsarana ara-drariny sy mahitsy ny fianakavian’i Rakotomalala Marcel

Enim-bolana izay no nahavoatana am-ponja ny raim-pianakaviana iray izay monina eny Alasora, voarohirohy tamin’ny fanamboarana vola sandoka. Manoloana izany, nitondra fanazavana ny vady aman-janak’i Rakotomalala Marcel sy ny fianakaviany, omaly,

Lire l'article

TETIKASA RINDRA SY NY DISTRIKA ATSIMONDRANO: Hiara-hisalahy amin’ny fangaraharam-pitantanana ny roa tonta

    TETIKASA RINDRA SY NY DISTRIKA ATSIMONDRANO: Hiara-hisalahy amin’ny fangaraharam-pitantanana ny roa tonta

Fanoitra lehibe ho amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fampiharana ny mangarahara sy ny ady amin’ny kolikoly. Izany indrindra no nahatonga

Lire l'article

KAOMININA ALASORA: Mitondra fampandrosoana ifotony ny fandaharanasa RINDRA

    KAOMININA ALASORA: Mitondra fampandrosoana ifotony ny fandaharanasa RINDRA

Nisongadina nandritra ny atrikasa notanterahana nandritra ny telo andro ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra teo anivon’ny kaominina Alasora tamin’ny alalan’ny

Lire l'article

LISITRY NY MPIFIDY: Nanomboka ny 1 oktobra teo ny fanavaozana tanteraka

    LISITRY NY MPIFIDY: Nanomboka ny 1 oktobra teo ny fanavaozana tanteraka

Manan-danja goavana eo amin’ny fisitrahan’ny olompirenena ny zony ny fisoratana anarana mandritra ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Ny

Lire l'article

FIKAMBANANA MEALSESPOIRS : Ankizin’Anosibe manodidina ny 500 isan’andro no hisitraka tohana ara-tsakafo

    FIKAMBANANA MEALSESPOIRS : Ankizin’Anosibe manodidina ny 500 isan’andro no hisitraka tohana ara-tsakafo

Fokontany iray anatin’ny Boriborintany faha efatra no misy ny Fokontany Anosibe Ivolairay ary ahitana vakimparitra miisa 5 mandrafitra azy. Manodidina

Lire l'article

SALON DE L’AUTO 2022 : Hotanterahana eny amin’ny CCI Ivato ny andiany faha-13

    SALON DE L’AUTO 2022 : Hotanterahana eny amin’ny CCI Ivato ny andiany faha-13

Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety izay natrehan’ny Ministry ny Fitaterana, Rolland Ranjatoelina ny zoma lasa teo teny

Lire l'article

TAOLAGNARO: Nohavaozina ny ivon-toerana American Corner

    TAOLAGNARO:  Nohavaozina ny ivon-toerana American Corner

Notokanan’ny Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo, ny Governoran’ny Faritra Anosy Jocelyn Raharimbola sy ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny tanànan’i Taolagnaro Livera Bevazaha,

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031