Sokajiana ho fanoitra lehibe eo amin’ny fianakaviana, fiaraha-monina, toeram-piasana ary indrindra ao anatin’ny sendika ny vehivavy. Amin’ny maha fankalazana ny Andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 martsa, nanamarika
Archive

Diabe niala teo amin’ny Lapan’ny tanàna, nitohy tamin’ny fambolena karazan-java-maniry hanatsarana ny endriky ny tanàna tany amin’ny fokontany Ambohidrapeto sy Antsahamasina no nentin’ny Kaominina Ambohidrapeto nakalazana ny Andro iraisampirenena ho

Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fahaiza-mintantana indrindra ny ara-toekarena. Mbola betsaka ny orinasa malagasy mila fanohanana ara-piofanana isan-karazany hahatrarana izany. Izany indrindra no nahatonga ny hetsika

Higadona afaka andro ny fanamarihana iraisampirenena ny andron’ny vehivavy. Samy manana ny fomba entiny hanehoany izany ny fikambanana tsirairay amin’ity

Teboka maro no nivoitra nandritra ny fivoriamben’ny fikambanan’ny orinasa tsy miankina mpikambana ao anatin’ny GEM izay notanterahana teny Anosy ny

Mbola ao anatin’ny ivon’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra i Madagasikara amin’izao fotoana izao, ny rotsak’orana ihany koa mbola mitoetra manerana ny faritra