Hentitra ! Io no teny mahalaza ny fahazoana ireo toerana vaovao ao amin’ny Tsenan-tsakafo Zaimaika Ambodifilao, Analakely. «Tao anaty lisitra ny tenanay nandritra ny famonjena fiofanana mahakasika ny fanadiovana ny
Archive


Ho fanatanterahana ny velirano fahafolo mikasika ny ady amin’ny doro tanety sy ny fampiroboroboana ny fambolenkazo, nitondra fanazavana amin’ireo fanamby hapetraka mandritra ny taom-pambolenkazo 2021-2022 ny teo anivon’ny Ministera lefitra

Notanterahina ny 12 sy 13 Novambra lasa teo teny Anosy ny andiany fahatelo tamin’ny Fikaonan-doham-pirenena momba ny fandraharahana izay nokarakarain’ny JCI Antananarivo sy ny Club Aina vao MED (Madagascar Entreprises

Nitondra fanazavana momba ny nahafatesan’ny mpandraharaha iray ao amin’ny Kaominina ambonivohitr’i Miandrivazo ny solontenan’ny fianakaviany, ny alakamisy 11 novambra, teny

Notanterahana ny alarobia 10 novambra teny Anosy ny fivoriana teo amin’ ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny momba ny fitaterana an-tanety izay notarihan’ny

Ny eto afovoan-tany no tena havanana amin’ny fikirakirana ny fanorona, tsy lalao fotsiny izy io fa mifono harena lehibe ho