Ho fanatanterahana ny velirano fahafolo mikasika ny ady amin’ny doro tanety sy ny fampiroboroboana ny fambolenkazo, nitondra fanazavana amin’ireo fanamby hapetraka mandritra ny taom-pambolenkazo 2021-2022 ny teo anivon’ny Ministera lefitra