Hiavaka ny andiany voalohany! Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 25 Novambra ny hetsika lehibe amin’ny « Foire Economique et Commerciale des 23 Régions » izay karakarain’ny Madavision. Haharitra 4 andro izany