Ao anatin’izao vanim-potoana sarotra mikasika ny ady amin’ny Covid-19 lalovan’ny firenentsika izao dia ilaina ny fifanohanana sy ny firaisan-kinan’ny rehetra amin’ny maha-ady iombonana azy izany. Isan’ireo mifanerasera sy miatrika mivantana
LIONS CLUB MADAGASCAR: Nanolotra fitaovana mitentina 10.000 dolara hiadiana amin’ny Covid-19

Niteraka resa-be teny amin’ireny tambajotran-tserasera isan-karazany ireny tao anatin’ny ora maromaro izay ny mikasika ny olana sedrain’ny orinasa Star amin’izao

Miditra ao anatin’ny fahamehana ara-pahasalamana andiany faha-10 ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Maro ny teboka notsindrian’ny Praiministra Ntsay

– Radio Don Bosco 93.4hz FM – 6h tous les jours sauf dimanche 8h -Télévisé dimanche : Ibc-Dream’in (9h) –