Position, Solide, Trop parler, Bolingo, ireo no isan’ny hira nahafantarana an’i Franglish. Mpanakanto vahiny mivoy ny hira amin’ny fiteny frantsay sy anglisy miaraka ny tenany ary efa nampiara-peo tamina artista
Actualités Malgaches
Ho fanomezana fahafaham-po hatrany ny mpanjifany, ny Startimes miaraka amin’ny Gasystar dia manolotra zava-baovao goavana indrindra ho an’ireo mpitia fanatanjahantena. Hahazo tombony manokana ireo mpankafy baolina kitra satria ho ampitaina
Isan’ny vinan’ny orinasa Telma Madagascar ny manampy sy manosika ny tanora malagasy indrindra eo amin’ny tontolon’ny nomerika. Manoloana izany, nanohana ireo tanora malagasy tafakatra tamin’ny dingana famaranana tamin’ny fifaninanana « Pan-African
« Roboky hatia, ediky fahalainy », no lohahevitra nosafidiana mabdritra ny hetsika ara-kolontsaina goavana antsoina hoe: « Festival Sobahya ». Araka ny nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny Telma
Isan’ny sakana ho an’ny tanora matetika ny fitadiavana asa aorian’ny fianarana noratovony sy mifanaraka amin’ny talentany. Manoloana izany indrindra no
Ho fampiroboroboana ny tontolo nomerika indrindra eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra, miara-miasa ny orinasa Telma Madagascar sy ny Maison du
Raha ny « ticket place » no nahafantaran’ny olona ny orinasa Manoova hatramin’izay, dia efa misy ankehitriny ny « application » vaovao novokariny izay
Notanterahina teny Anosy ny alatsinainy 1 Jolay ny fandaharanasa antsoina hoe: « Landscape Fund Makira – Masoala » na LLF izay hanamafisana