Notanterahana ny talata 30 Jona teny amin’ny Parvis Analakely ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika « Avotr’aina » izay miompana indrindra eo amin’ny sehatry ny rano sy ny fidiovana. Fantatra nandritra
Actualités Malgaches


« Ankizy misitraka ny zony, antoky ny ho avy mamiratry ny Firenena », io no lohahevitra noentina tamin’ity iray volan’ny ankizy nandritra ny volana Jona 2020 ity. Hetsika maro no nentina nanamarihana

2 et 4 roues motrices ! Telles sont les grandes surprises du jubilé du 60ème anniversaire du retour de l’indépendance de Madagascar. Le retour à la source en matière du

Isan’ireo tetikasa tanterahan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ isan-taona ny antsoina hoe: »ESTIIM’ mizara arendrina » rehefa volana Jona hanamarihana ny fankalazana ny niverenan’ny fahaleovanten’i Madagasikara. Na dia teo aza ny fisian’ny

Raha tany Mahajanga no nanombohana ny tolotra GAZ’NAKA an’ny orinasa Vitogaz Madagascar teo aloha, ankehitriny efa misy amin’ny toerana maromaro

Efa misandrahaka manerana an’i Madagasikara ny fandaharan’asa « Village Orange » na fampandrosoana tanàna iray amin’ny lafiny fanabeazana sy fahasalamana izay najoron’ny

Notanterahana nanomboka ny alakamisy 18 Jona lasa teo ary hifarana ny talata 23 Jona hoavy izao ny fizarana tosika fameno

Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana hiadiana tanteraka amin’ny areti-mandripaka Coronavirus isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao . Manoloana izany,