Araka ny vokatry ny fanadihadiana voaray, nandritra ny 25 taona (1992-2016) tao amin’ny Hopitaly Joseph Raseta Befelatanana dia mahatratra 6 872 ny olona matin’ny areti-po. Singa iray mahatonga ny fiakaran’io tarehimarika
Posts From contact@madatopinfo.com

Ho afa-pahasahiranana ireo mpanjifan’ny Orange Money mpikirakira fiantsenana « en ligne » noho ny fisian’ny Visa Akory izay mifandray amin’ny laharana finday Orange ihany. Nampahafantarina ny alakamisy 17 novambra lasa teo teny

Enim-bolana izay no nahavoatana am-ponja ny raim-pianakaviana iray izay monina eny Alasora, voarohirohy tamin’ny fanamboarana vola sandoka. Manoloana izany, nitondra

Fanoitra lehibe ho amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fampiharana ny mangarahara sy ny ady amin’ny kolikoly. Izany indrindra no nahatonga

Nisongadina nandritra ny atrikasa notanterahana nandritra ny telo andro ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra teo anivon’ny kaominina Alasora tamin’ny alalan’ny

Manan-danja goavana eo amin’ny fisitrahan’ny olompirenena ny zony ny fisoratana anarana mandritra ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Ny

Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety izay natrehan’ny Ministry ny Fitaterana, Rolland Ranjatoelina ny zoma lasa teo teny