Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

SAFE 2023 ANDIANY VOALOHANY : Nifamotoana teny Ivandry ireo vehivavy mpandraharaha avy amin’ny lafivalon’ny Nosy

    SAFE 2023 ANDIANY VOALOHANY : Nifamotoana teny Ivandry ireo vehivavy mpandraharaha  avy amin’ny lafivalon’ny Nosy

Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fandraharahana. Efa mihamaro ny vehivavy malagasy no miditra amin’io sehatra io ankehitriny, tsikaritra izany nandritra ny « Salon des femmes entrepreneurs

Lire l'article

TELMA SEMI-MARATHON: Eto Antananarivo no hanatanterahana ny andiany fahatelo

    TELMA SEMI-MARATHON: Eto Antananarivo no hanatanterahana ny andiany fahatelo

Raha tany Mahajanga ny andiany voalohany, Tolagnaro kosa no nandray ny andiany fhharoa tamin’ny Telma semi-marathon, Antananarivo kosa no hanatontosana ny andiany fahatelo. Araka ny nampahafantarina nandritra ny valan-dresaka ho

Lire l'article

TELMA SY NY HETSIKA ARA-TSOSIALY: Nisitraka fitsidihana miavaka ny Akany Avoko Faravohitra

    TELMA SY NY HETSIKA ARA-TSOSIALY: Nisitraka fitsidihana miavaka ny Akany Avoko Faravohitra

Nanatanteraka fitsidihana teny amin’ny Akany Avoko Faravohitra ny mpanakanto kalaza « Tayc » tamin’ny alalan’ny hetsika ara-tsosialy eo anivon’ny Telma Madagascar. Nisy ny fampahafantarana ny Akany tamin’izany, ny fomba fiasany sy ny

Lire l'article

Communiqué de presse

En sa qualité d’Opérateur en Télécommunications, TELMA rappelle que dans le cadre de ses activités, elle se veut de toute idéologie politique, réligieuse, éthnique ou autre et œuvre pour connectertous

Lire l'article

TAYC : Hanolotra seho goavana eny amin’ny Palais des sports Mahamasina rahariva

    TAYC : Hanolotra seho goavana eny amin’ny Palais des sports Mahamasina rahariva

Nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly tolakandro ny mpanakanto avy ivelany, Julien Bouadjie fantatra amin’ny anarana amin’ny maha artista hoe :

Lire l'article

ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

    ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

Apinga mankany amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fisian’ny « tsara tantana ». Ho an’ny Antso Fiarahamonina Kristiana na AFK, manana « logiciel »

Lire l'article

TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

    TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hay famoronana hampivelatra ny haren-tsaina sy ny kolontsaina eto an-toerana ary misokatra amin’izao tontolo izao

Lire l'article

STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

    STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

Ho fanohanana ireo tanora malagasy vao misandratra eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, nikarakara hetsika izay antsoina hoe : « Startup weekend education » ny

Lire l'article

RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

    RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

Efa mahenika manerana ny Nosy hatrany ampitan-dranomasina toy ny any Israely, Etazonia, Canada, Rosia, Chine, Allemagne, Eôropa ny Radio Fanambarana

Lire l'article

FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

    FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

Miisa 7.211.285 ny olompirenena voasoratra anarana voasoratra anatin’ny lisitry ny mpifidy hatreto, araka ny antontan’isa farany avy amin’ny CENI raha

Lire l'article
mai 2025
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031