« Réveillon alin’ny faminaniana 2023 », io no lohahevitra entin’ny Royal Chapel hamaranana ity taona ity ny alin’ny 31 desambra ho avy izao izay hotanterahana ao amin’ny Royal Chapel Anosizato atsinanana. Amin’io
Archive

Toy ny isan-taona nandritra izay 3 taona nisesy izay, mahatsiaro manokana ireo ankizy mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra ny Kaominina ambanivohitra Alasora izay tarihan’ny Ben’ny Tanàna Jimmy Heliasina Randriantsoa

Fanamby ho an’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Famatarana ny toetr’andro ny hahatrarana 1 tapitrisa ny isan’ny mpitsidika avy any ivelany tonga eto Madagasikara hatramin’ny taona 2028. Hitondra ny anjara birikiny

Lanonana roa sosona no nankalazain’ny fianakaviamben’ny ESTIIM’ na Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management teny amin’ny CCI Ivato