Madatopinfo

 Flash Info

Archive

VONDRON’ORINASA ARBIOCHEM : Nanamarika ny nahazoany ny « Certification ISO 9001:2015 »

    VONDRON’ORINASA ARBIOCHEM : Nanamarika ny nahazoany ny « Certification ISO 9001:2015 »

Isan’ny sivana hahazoana ny « Certification ISO 9001:2015 » ny fomba fandraisana ny mpanjifa, ny fitsaboana ny biby sy ny fanafody, fitaovana, ny fahadiovana, ny akora ampiasaina ary mandalo dingana maro toy

Lire l'article

MINISTERAN’NY FAMPIANARANA TEKNIKA SY FANOFANANA ARAK’ASA : “Haingam-pandeha ny asa hifampitsarana”, hoy ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy

    MINISTERAN’NY FAMPIANARANA TEKNIKA SY FANOFANANA ARAK’ASA : “Haingam-pandeha ny asa hifampitsarana”, hoy ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy

Misokatra amin’ireo mpiasan’ny Ministera iandraiketany ny varvarany, hoy ny Minisitra Vaovao Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’asa. Ny vokatry ny ezaka no ifampitsarana, hoy izy fa tsy ny sahoan-dresaka voizina etsy

Lire l'article

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Nanatanteraka ny fifamindram-pitantanana ny Ministra teo aloha sy ny vaovao

    MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Nanatanteraka ny fifamindram-pitantanana ny Ministra teo aloha sy ny vaovao

Tamim-pirahalahiana tanteraka no nanatontosasana ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Ministry ny Filaminam-bahoaka teo aloha, ny Inspecteur Général de Police Fanomezantsoa Randrianarison sy ny Ministra vaovao, ny Contrôleur de Police Herilala Rakotoarimanana

Lire l'article
janvier 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031