Le confinement n’a pas réussi a freiner la promotion de la culture. Malgré la situation actuelle, la fête de la musique sera dignement célébrée à l’Alliance française d’Antananarivo. La fête
AFT, Fête de la musique 2020 : la fête continue malgré le confinement

Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana hiadiana tanteraka amin’ny areti-mandripaka Coronavirus isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao . Manoloana izany, tsy nitazam-potsiny ny Orange Solidarité Madagascar fa nandray anjara mavitrika
FIATREHANA NY COVID-19: Olona 400 no nisitraka ny tohana ara-tsakafo avy amin’ny « Opération Smile »

Tamin’ny taona 2007 no nanomboka teto Madagasikara ny « Opération Smile » izay vondrona miahy sy miaro ny olona manana fahasembanana eo amin’ny molotra toy ny sima sy vaky lanilany. Nandritra izay

Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa hatrany ny banky BMOI hatramin’izay taona maro nijoroany izay, na amin’ny lafiny

Teny amin’ny Tsenan’Anosibe no nanombohan’ny Ben’ny Tanàna Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny delegasiona niaraka taminy ny fanatanterahana ny fidinana

Le prix du pétrole rebondira en raison des réductions de production de l’Opep. Or le Premier Ministre Christian Ntsay a

Isan’ny vokatra tena ankafizin’ny Malagasy ny zava-pisotro « THB » vokarin’ny orinasa Star indrindra rehefa misy fety sy fifaliana. Hiavaka ny fanamarihana

Mbola ny fanadihadiana sy ny famotoran’ny mpitandro filaminana no hamaritra ny marina mikasika ny sakoroka tao Toamasina, ny alarobia teo.